MATOKIA AN'I JEHOVAH (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Matokia) Matokia an'i sghfjcqw Jehovah,
Ô! Matokia an'i Jehovah
Amin'ny fonao rehetra
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
(Matokia) Matokia an'i Jehovah,
Ô! goqsc Matokia an'i Jehovah
Amin'ny fonao rehetra
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
(Aza manao anao ho hendry)
Aza tofoka hanariny
F'izay tiany re no faiziny
Maneke (maneke amin'ny alehanao rehetra f'Izy)
Handamina ny làlanao
Matahora an'i Jehovah ka mifadia ny ratsy

(Raha latsaka am-po ny fahendrena)
Ka tononkira.serasera.org mamin'ny Fanahinao, dia:
Hiaro anao (Hiaro anao ny fisaina-mazava)
Ka hiambina anao ny fahalalana
Dia ho sambatra (Dia tena sambatra, ho sambatra ianao)
Sy ho ravo ny Fanahinao, ka:

Ka mamin'ny Fanahinao, dia: chqzafr

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 770
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 11:06