Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHATSAPA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsapa izahay, ny fitiavanao ry Ray ô!
Tena mino ihany koa, ireo fitondranao soa
Amin'ny fiainanay, Ianao no herinay
Ray Tsitoha, misaotra Anao izahay
Mahatsapa izahay, ny fitiavanao ry Ray ô!
Tena mino ihany koa, ireo fitondranao soa
Amin'ny fiainanay, Ianao no herinay
Ray Tsitoha, misaotra Anao izahay
'Reo fahotana maro izay vitanay
Hifonanay Tompo ô! Henoy ny vavakay
Efa ampy izay fotoana nihodinanay
Ray Malala ô! Raiso ho Anao izahay
Mahatsapa izahay, ny fitiavanao ry Ray ô!
Izato famindrampo, isanandro wnhy ho anay
Ô! ry Tompo tia tsy zvigjlrp mendrika izahay
Nefa dia toloranao ny soa
Mahatsapa izahay, tononkira.serasera.org ny fitiavanao ry Ray ô!
Izato famindrampo, isanandro ho anay
Ô! ry Tompo tia tsy mendrika izahay
Nefa dia toloranao ny soa
Atolotray ho Anao ny tena, fo, fanahy
Atolotray ho Anao, hanao ny sitrakao
Mba raiso re fa te handova lanitra
Dia 'lay fiainan-tsambatra vaovao
Atolotray ho Anao mqgh ny tena, fo, fanahy
Atolotray ho Anao, hanao ny sitrakao
Mba raiso re fa te handova lanitra
Dia 'lay fiainan-tsambatra vaovao
Dia 'lay fiainan-tsambatra vaovao
Dia 'lay fiainan-tsambatra vaovao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 740
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 13:31