Ô! MIFALIA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hifaly sy hihoby, fa velona ny TompotsikaKa dera, laza, Haleloia, no hira hoventesintsika
Nangina teo ilay fahavalo, izay nitady hampimalo
Fa azontsika re ilay fandresena mandrakizay
Andeha hifaly sy hihoby, fa velona ny Tompotsika
Ka dera, laza, Haleloia, no hira hoventesintsika
Nangina teo ilay fahavalo, izay nitady hampimalo
Fa azontsika re ilay fandresena mandrakizay
Ô! mifalia sy mihirà, ho an'Ilay Mpanavotra
Fa Izy irery ihany no nanafaka anao
Ô! mifalia sy mihirà, ho an'Ilay Mpanavotra
Fa Izy irery ihany no nanafaka anao
Andeha torio sy hambarao, ho ren'izao tontolo izao
Fa velona Ilay Jesoa Kristy, nandresy fahafatesana
Koa manomboka anio, Jesoa Ilay Tompo no torio
F'Izy Ilay Iraky ny Ray, mba hamonjena ny Fanahy

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Link:
Comments
AMPIZIFA
(
28/03/2024 13:57)
Hira Paska: Velona ny Tompotsika nandresy ny fahafatesana
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 271
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 09:33