Miorena tsara aza miova (Hira faneva faha-20 taonan'ny AMPIZIFA: 2005-2025) (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Isaoranay anie Andriamanitra(Izay) nampaharitra sy nitantana anay
Nahatraranay izao roapolo taona izao
Dera, laza anie ho Anao mandrakizay
Isaoranay anie Andriamanitra
(Izay) nampaharitra sy nitantana anay
Nahatraranay izao roapolo taona izao
Dera, laza anie ho Anao mandrakizay
Ref: Miorena tsara, aza miova
Ary mahefà be mandrakariva
Aoka ho fantatrareo fa tsy ho foana
Ny asa izay nataonareo
Miorena tsara, aza miova
Ary mahefà be mandrakariva
Aoka ho fantatrareo fa tsy ho foana
Ny asa izay nataonareo
2.Ny asa efa vita sy mbola kasaina
Ianao Jesoa no manorina ireny
Izahay mihazakazaka mba ho fantsona
Sy fitaovana mahomby hahefa ireny
Ny asa efa vita sy mbola kasaina
Ianao Jesoa no manorina ireny
Izahay mihazakazaka mba ho fantsona
Sy fitaovana mahomby hahefa ireny
Ref: Miorena tsara, aza miova
Ary mahefà be mandrakariva
Aoka ho fantatrareo fa tsy ho foana
Ny asa izay nataonareo
Miorena tsara, aza miova
Ary mahefà be mandrakariva
Aoka ho fantatrareo fa tsy ho foana
Ny asa izay nataonareo
Miorena tsara, aza miova
Ary mahefà be mandrakariva
Aoka ho fantatrareo fa tsy ho foana
Ny asa izay nataonareo
Aoka ho fantatrareo fa tsy ho foana
Ny asa izay... nataonareo
I Korintiana.15, 58
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Link:
Comments
AMPIZIFA
(
22/05/2025 09:32)
Mankalaza an'Andriamanitra noho ny faha-20 taona ny AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe amin'ity taona 2025 koa manolotra ity hira faneva ity ho antsika rehetra: Miorena tsara, aza miova
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 544
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 21/05/2025 14:58
