VELONA JESO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOA VELONA JESO
JESOA TAFATSANGANA

1-Nintsangana tononkira.serasera.org ianao
Hampiaiky izao vifaomkv rehetra izao
F’ianao no zanaky ny avo indrindra
Ny fasana resinao
Ny otanao ravanao
Dera ho Anao

2-Afaka ny tahotray
Nisinda ny ahiahy
Nitsangana Ianao
Ny vonjy soihtoph vita
Ravoravo ksif e ny fo
Andray an’I Jeso soa
PASKA HO ANTSIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305