MIARAHA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G (gospel)

Miaraha , mifaly
Amin’izay mifaly
Miaraha, mitomany
Amin’izay mitomany

Miraisa saina
Aza miavona
Ka tononkira.serasera.org aoka hanetry tena
Ary aza znahgbl manao ny tenanao
Ho Hendry, ts’isy wyqp kilema


Tonony sy feony cajmsjfv : Rahaingomahefa Pascal
(29/08/2002)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1082
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355