Inty aho (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
1-[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ity mpanompo (ouou ou) czbyff
Dia nomenao ny soa sy ny fitahiana
Ka tsapako ilay tononkira.serasera.org fifaliana.] ×2
Refrain :
Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony na hoe handà
ka hiandry bwhd antso fanindroany. rnurh
Ka indro aho hombay ny elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.
2-[Endrey tsy takatry ny saina
Ny fitondranao tsy hay lazaina
Fa novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2
Refrain
A/C Maholy Todison.
©Mangazaka
1-[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ity mpanompo (ouou ou) czbyff
Dia nomenao ny soa sy ny fitahiana
Ka tsapako ilay tononkira.serasera.org fifaliana.] ×2
Refrain :
Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony na hoe handà
ka hiandry bwhd antso fanindroany. rnurh
Ka indro aho hombay ny elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.
2-[Endrey tsy takatry ny saina
Ny fitondranao tsy hay lazaina
Fa novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2
Refrain
A/C Maholy Todison.
©Mangazaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 1540
Likes : 1 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 21:29
