Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho anao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho anao, ho anao ity hira ity, ho anao, ho anao ry Tomponay ô ! Ka ny feonay izao, entinay midera anao, vokatry ny hafaliana ao aminay,
Ho anao, fmoy ho anao, ho anao ity hira ity,
2- Ianao, jada ianao tononkira.serasera.org andry sy tokinay, ianao, ianao ry Tomponay ô ! Fiadananay sy fifalianay, ka ny hira ho anao no asandratray.
Ho anao, ho anao, ho anao ity hira ity,
3- Izahay rehetra izao ravoravo am-po, irgyf hankalaza anao ry Tomponay ô ! Haleloia Hosana, Haleloia e Hosana, Hiran-danitra mahafinaritra.
Ho anao, ho anao, ho anao ity hira ity,
A/C : RAKOTONDRALAMBO NDRIANA ROLANDO
©ILAYNANTENAINY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 830
Likes : 1 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 07/03/2023 08:02