Neny (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ytnazk lany hamamiana ny fitiavanao ry neny
Neny tia ahy
Tsy hay ambara 'reo zavatra vita nataonao tamiko
Nitondra an-kibo, nizaka an-trano,
Nikolokolo, sy nanabe anay
Nanao izay hahasoa ahy, tsy sasatra ianao
Isaorako anao izany
Nampianatra ny rariny, ny hitsiny
Sy nanafay anay
Nokendrenao frrp ho mendrika olom-banona,
Ho rehareha indray andro any
Avo indrindra ny fitiavanao
Fitiavana tsy mety ritra
Tsapako izany, tsy ho faty ato anaty
Mandrakizay ato am-poko
Ka ilazako izao tmym teny tsotra tononkira.serasera.org izao hoe
Tiako raha ianao
Ry Neny tiako loatra ny fitiavanao
Ka hira no ataolotro anao
Neny tia ahy
Tsy hay ambara 'reo zavatra vita nataonao tamiko
Nitondra an-kibo, nizaka an-trano,
Nikolokolo, sy nanabe anay
Nanao izay hahasoa ahy, tsy sasatra ianao
Isaorako anao izany
Nampianatra ny rariny, ny hitsiny
Sy nanafay anay
Nokendrenao frrp ho mendrika olom-banona,
Ho rehareha indray andro any
Avo indrindra ny fitiavanao
Fitiavana tsy mety ritra
Tsapako izany, tsy ho faty ato anaty
Mandrakizay ato am-poko
Ka ilazako izao tmym teny tsotra tononkira.serasera.org izao hoe
Tiako raha ianao
Ry Neny tiako loatra ny fitiavanao
Ka hira no ataolotro anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbasadoraHits : 4199
Likes : 1 Like
Created by : Merlia
Date : 25/02/2016 13:28
