Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra Mahery (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra rzunkcjj mahery nanankinako ny fiainako
Niaro ahy tsy ho very nampitony ny fisainako
Hatrizay ka tononkira.serasera.org hatrizao tsy niova mihintsy ianao
Fa nambomba sy nitahy nankahery ny fanahy
Isan'andro vao mifoha wazikj eo anilako eo ianao
Mampitobaka ny soa sy ny Fitiavanao
2- Hiandry tsoran-kazo wrbsrobu ve vao hahalala ny handray
Zato fitiavan-dehibe natolotrao ho ahy
Soa ihany ianao fa hendry ka mahay mampandefitra
Tananao tsy hanendry kapoka mirefodrefotra
Am'ity mpanota adala tsy mahita izay ombany
Na minia tsy mahalala dia arovanao hatrany ×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Hits : 1932
Likes : 0 Like
Created by : bigdog
Date : 11/11/2014 09:19