TANTERAO NY FANOMPOANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry mpanompo mahatoky
O mijoroa izao
Ny talenta nomena anao
Ampiasao
Mbola maro ireo adidy
Izay tsy maintsy atao
O Avia fa miantso anao
Ny Tomponao
Réf.
Mijoroa ka nohtnov aoka hanolotena
Tadidio tononkira.serasera.org ireo voady efa nekena
Tanterao ny fanompoanao
Matokia fa Jesoa tsy handao
Tanteraho ny fanompoanao
Matokia fa Jesoa tsy handao
2. Aza kivy raha tojo
Ireo ady sarotra
Tano mafy Ilay finoana
Nomena kijcd anao
Matokia fa Jéhovah
Andriamanitrao
Homba anao ka hanome Ilay
Fianam-baovao
3. Mandehana tanteraho
Ny fanompoanao
Io no baiko amin'izao fotoana izao
Raisonao ho faneva amin'ny asa gfykjmkc atao
Fa ny Tompo efa miandry
handray anao
O mijoroa izao
Ny talenta nomena anao
Ampiasao
Mbola maro ireo adidy
Izay tsy maintsy atao
O Avia fa miantso anao
Ny Tomponao
Réf.
Mijoroa ka nohtnov aoka hanolotena
Tadidio tononkira.serasera.org ireo voady efa nekena
Tanterao ny fanompoanao
Matokia fa Jesoa tsy handao
Tanteraho ny fanompoanao
Matokia fa Jesoa tsy handao
2. Aza kivy raha tojo
Ireo ady sarotra
Tano mafy Ilay finoana
Nomena kijcd anao
Matokia fa Jéhovah
Andriamanitrao
Homba anao ka hanome Ilay
Fianam-baovao
3. Mandehana tanteraho
Ny fanompoanao
Io no baiko amin'izao fotoana izao
Raisonao ho faneva amin'ny asa gfykjmkc atao
Fa ny Tompo efa miandry
handray anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 494
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 05:59
