LONGOKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vandivandy avao Ty raha soa
Volanoko aminao e
Fa misy longo soa azo antoka
Tsy mba mamitaka e
Jesosy raika avao no longosoa
Tsy mba mamitaka e! Eee
Fa iha avao e ro mpanafake
Tena azo antoka
Mikaiky anao zahay etoy e
Mikaiky anao ry longoko o!
Avia, malakia, mipolia
Mandigny anao tononkira.serasera.org anie Jesosy Tia
Longoko o! igscuwmc Longoko o!
O! Mipolia
Mikaiky anao Jesosy Tia
Ireo kakazo sy sikilinao
Mamitaka tokoa! uoxlcq Ouhhh
Jesosy Tompo tokana avao
No Zanahare soa
Mpanavotra sy mpanasoa e
Ho antsika olo-jiaby etoy e
Magnenty antsika isan'andro avao
Jesosy Tompo Tia tsy hufyqa mandao
Longoko o! Longoko o!
O! Mipolia
Mikaiky anao Jesosy Tia
Volanoko aminao e
Fa misy longo soa azo antoka
Tsy mba mamitaka e
Jesosy raika avao no longosoa
Tsy mba mamitaka e! Eee
Fa iha avao e ro mpanafake
Tena azo antoka
Mikaiky anao zahay etoy e
Mikaiky anao ry longoko o!
Avia, malakia, mipolia
Mandigny anao tononkira.serasera.org anie Jesosy Tia
Longoko o! igscuwmc Longoko o!
O! Mipolia
Mikaiky anao Jesosy Tia
Ireo kakazo sy sikilinao
Mamitaka tokoa! uoxlcq Ouhhh
Jesosy Tompo tokana avao
No Zanahare soa
Mpanavotra sy mpanasoa e
Ho antsika olo-jiaby etoy e
Magnenty antsika isan'andro avao
Jesosy Tompo Tia tsy hufyqa mandao
Longoko o! Longoko o!
O! Mipolia
Mikaiky anao Jesosy Tia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 582
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:18
