Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIhira Aho (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Hihira aho, hihira ho an'i Jehova
Hihira aho raha mbola velona koa
1/ raha mbola velona aina eto antany izaho dia hihira
Raha tonga any amparadisa any aho ibqub dia indro fa hihira
Ny hira mampisava ny tononkira.serasera.org manjo
Mitory fifaliana avy am-po
Hihira aho ×2 raha mbola miaina koa
2/ Nitebiteby sy nihorohoro tsy ankijanona
Noho ny asa ratsy ataon'ireo Jiolahy andro aman'alina
Tsy hahasakana ahy tsy hihira
Fa io no hery ataoko fiadiana
Hihira hsma aho ×2 raha mbola miaina koa
3/ Jereo ny vidim-piainana isan'andro
misondrotra hatrany
Diniho ny toetra andro miovaova toa hafahafa ihany
Kanefa kosa tsy ahoako dbhue izany
Hihira aho raha mbola eto antany
Hihira aho ihira aho raha mbola miaina koa (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 644
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:22