MODIA (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Aiza hoaiza ianao ry mpivahiny ô!
Efa ela no nitady anao mlswezm Jesô
Sao ho jtmpphx tampoka aminao ’lay trôpetra farany
Manantona izao fa mbola miandry Izy
Aza be fangatak’andro na manjehy ny andro ho lava
Ny tononkira.serasera.org ampitso anie mbola ankamantatra
Tapaho ary ny hevitrao, Omeo ny Tompo ny fonao
Fa ho azonao tokoa ny lanitra
2-Na dia niala sy nihodina aza ianao
Andriamanitra tsy nahafoy anao
Miverena ka modia Miandry bviuzuei ‘Lay Tompo Tia
Mba ho zanany mandrakizay doria
Aza be fangatak’andro na manjehy ny andro ho lava
Ny ampitso anie mbola ankamantatra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Vangy : 731
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TBEA
Daty : 13/05/2022 22:52