Zanany ianao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Sasatra ve noho ny fiainana eto an-tany
Mahatsiaro taraina, toa tsy misy antenaina
Mihezaka mafy manao izay mba mety hampivoatra
hobu Nefa tsy sbba afa-manoatra, aza kivy, mahereza
Mbola tsy maintsy ho tafita, tano ny fanantenana
Andriamanitra Tompo tsy mba miangatra izany.
2 – Aza sodokan’ny fitaka sy tambitamby
Sao tafalatsaka ambovo, vao hiantso ny Tompo
Maro ny fandrika mety hambabo ny saina
Fa mamitaka ny aina, miambena, mivavaha
Antsoy hatrany ny Rainao, Izy mijery isan’andro
mrnls Izay hombanao rehetra, tsy misy tsy tazany izany.
Ref : Aza kivy amin’izany ianao, mivavaha, mihaino anao ny Mpamonjy
2e voix (Aza kivy, mivavaha, aza kivy)
tononkira.serasera.org 2e voix (Ny Mpamonjy, tsy manary, fa mijery)
Fantany ianao fa honena, sy mijaly, saingy nataonao nakaiza ilay finoana?
Mahonena Azy indrindra ianao mitaraina, nefa toa tsy ampy finoana
2e voix (Ny mpamonjy, tsy manary, fa mijery)
2e voix (Fa nakaiza, ilay finoana, no tsy hita)
Zanany ianao ka nahoana no nafoiny, saingy tsy manantona Azy.
** Zanany ianao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 119
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 07/05/2026 17:30