Mihorohoro (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Mihorohoro Jesosy o! ny ato anatikoRaha mahatsiaro ireo hahoriam-be
Ny dinitrao, mipotraka ny ranao niteteha
Ory ny foko ka mitanondrika aho.
Ref : Ny fahotana nataonay no niaretanao
Ny fahoriana mandidy Tompo o!
Ny tananao voafantsika, ny ainao ritra teo
Moa zakanay raha napetraka aminay?
2 – Kanefa raha izany no jerena
Nahoana ny eto an-tany no tsy miova
Ny toetra ratsiny tsy foiny
Ny fahadalany no tompoiny
Indrisy Tompo o! ilay ranao niteteha.
** Mihorohoro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 22
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:19
