Lalana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1 - Moa LALANA makaiza e!
Izato kdcbip izoranao e!
pmqyxk Lalana makany an-danitra,
Sa hivarina any an-davaka
Jesosy irery no lalana marina,
Azo antoka tokoa
Fa tsy maintsy ho todisoa.
2 - Anio e, mitodia ianao e
Anio miantso anao Jesosy
Miverena manenena
gmnfyulo Aza miandry ny ampitso fa anio izao
Raiso ny lalana marina.
** Làlana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
Izato kdcbip izoranao e!
pmqyxk Lalana makany an-danitra,
Sa hivarina any an-davaka
Jesosy irery no lalana marina,
Azo antoka tokoa
Fa tsy maintsy ho todisoa.
2 - Anio e, mitodia ianao e
Anio miantso anao Jesosy
Miverena manenena
gmnfyulo Aza miandry ny ampitso fa anio izao
Raiso ny lalana marina.
** Làlana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 101
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:29
