Katsaho (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Katsaho aloha ny fanjakany, ny fahamarinany
     Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety.


2 - Fa sao ianao sondrina, sodokan’ny fiainana an-tany
     Ka hilaza fa tsy ilaina intsony izany paradisa izany
     Ny tsara tokony ho fantatrao, ny eto an-tany mandalo ihany
     Tsy aleonao ve manomana ny ho mandrakizay
     Fiainan-tsambatra tsy misy tomany ny any an-danitra any.

** Katsaho **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0999