VAVAKA FIFONANA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! 'ndreto izahay mifona e!
Mitalaho amiNao mba sasao re
Ny heloka vitanay avelao
Miangavy Anao zahay x 2

(Solo homme) Atopazy aminay ny masoNao hijery anay
Ka ny tanaNao handray anay ho iexwlfm eo ankavanaNao

(Unisson femme) Ray ô mifona mivalo amiNao
(Choeur) Mamindrà tononkira.serasera.org fo aminay
Tompo ô Ianao no hanafaka anay
Mafy tokoa ny manjo ka
Mifona e, npkwegxq mivalo amiNao , mamelà ny helokay
Jesosy ô raha toa hphrhgdv sitrakao, raiso re fa mitoreo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 1280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 23/08/2023 10:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012