Mandry signitry (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaraka aminao rô Jesosy mahasambatry
Tsy mba misy e sarotry fa milamigny
Azo antoke gne hoaviko an-tananao
Mandry signitry ahay Jeso fa mana anao

Ndre mosare tsy manandraha tsy ahoako f'anao gnanahy
Fifaliane fisainako, masoandrom-piegnako
Teratera fa afaky, mazoto mivavaky
Tsy hita sana e havaly anao, misaotry Jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Hits : 240
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 25/08/2023 14:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829