Anao aho (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao ahoAnao aho
Tompo Ianao no fialofako
mba hoaiz 'intsony moa !!!!
fa fiainana Ianao Tompoô
ka ny momba ahy indro anjakao
miankohoka aho manaja Anao
Fa Masina Ianao Tompoko
Satria tsy mba nolavinao
ka mba manaton'Anao
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony : Lova Ranaivoson
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaHits : 216
Likes : 1 Like
Created by : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:40
