Tomoera (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomoera amin'ny Tompo ianao , aza miala amin'ny teniny
f'Izy anie tia de tia afaka hanome
fiadanana ho anao
NY finoanao hatanjaho, tsy hivilivily na handao
Jeso irery anie no afaka hanome famonjena anao

           NY ady tsara izay atrehanao sy
           sy ny hasasarana
           NY aina izay ikelezanao ,hody
           hasambarana
           Mpandresy(mpandresy),ianao
           (ianao)
           Satria ny Tompo mitsinjo anao.



Ny fonao ny aminao rehetra,
atolory Azy tsisy fetra
f'Izy irery anie,no afaka hanome
Fiadanana ho anao
Ny finoanao hatanjaho
tsy hivilivily na handao
Jeso irery anie no afaka hanome
Famonjena hoanao
          

            
           NY ady tsara izay atrehanao sy
           sy ny hasasarana
           NY aina izay ikelezanao ,hody
           hasambarana
           Mpandresy(mpandresy),ianao
           (ianao)
           Satria ny Tompo mitsinjo anao.



                       Jean Fils Rakotomalala
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 26/09/2023 21:39)
Raha hosoloina manontolo ity hira ity dia ampidiro ho toa ny tononkira vaovao ilay tianao hasolo azy.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153