Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa eoqkuq voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay hufesx fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no hafatra ataoko szpd amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 7898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nirinamercia
Daty : 28/07/2020 11:09