Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako gleuhzfg ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no hafatra rmkg jansa ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba hanako ao tononkira.serasera.org am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako gleuhzfg ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no hafatra rmkg jansa ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba hanako ao tononkira.serasera.org am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 8227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nirinamercia
Daty : 28/07/2020 11:09
