HARENA SAROBIDY (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no teninay aty am-piandohana
Aza atao tsirambina re ireo ankizy
Iza moa no andray valisoa
Rehefa tafita ’reo fara sy dimby.
Ary angaha, angaha bjfsir ianao irery ihany
No hinjija ny vokatra any aoriana
Fa tsy soa ho antsika rehetra
Fa tsy lovam-pirenena
Ka samia kdwpt re mihezaka hampisondrotra
Ireo solofo sy dimby
Harena sarobidy.
Inona re no atao?
Ny tenanao irery ve tononkira.serasera.org no andray adidy?
Tsy ho efanao tsy ho tanterakao
Ka andeha re hivondrona
Hiaraka hilanja ny adidy.
Ny entan-jaraina mora zaka
Ny mita be tsy mba lanin’ ny mamba
Ka mitsangana ianao
Efao oshx ny anjaranao
Ety no adidy tsy azo ialana
Ka manantena anao ny nosinao
Naly RAKOTOFIRINGA
Aza atao tsirambina re ireo ankizy
Iza moa no andray valisoa
Rehefa tafita ’reo fara sy dimby.
Ary angaha, angaha bjfsir ianao irery ihany
No hinjija ny vokatra any aoriana
Fa tsy soa ho antsika rehetra
Fa tsy lovam-pirenena
Ka samia kdwpt re mihezaka hampisondrotra
Ireo solofo sy dimby
Harena sarobidy.
Inona re no atao?
Ny tenanao irery ve tononkira.serasera.org no andray adidy?
Tsy ho efanao tsy ho tanterakao
Ka andeha re hivondrona
Hiaraka hilanja ny adidy.
Ny entan-jaraina mora zaka
Ny mita be tsy mba lanin’ ny mamba
Ka mitsangana ianao
Efao oshx ny anjaranao
Ety no adidy tsy azo ialana
Ka manantena anao ny nosinao
Naly RAKOTOFIRINGA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 9383
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 16/09/2004 08:53
