Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no tuvpe sisa
Mandimby izany andro tononkira.serasera.org lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no pgzi hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany rwlbwldi
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no tuvpe sisa
Mandimby izany andro tononkira.serasera.org lasa voatanisanisa
Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha
Izao no pgzi hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba hanako ao am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany rwlbwldi
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naly RakotofiringaVisites : 8226
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nirinamercia
Date : 28/07/2020 11:09
