Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany ucsurux andro lasa voatanisanisa

Mbola tiako hovangiana ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry tononkira.serasera.org toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha

Izao no nvbs hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba cgdxms hanako ao am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Naly Rakotofiringa
Hits : 8228
Likes : 0 Like
Created by : nirinamercia
Date : 28/07/2020 11:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302