Natory tsy nifoha (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( solo lehilahy )
Natory, natory tsy nifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, aguirgby nataoko tsy ho faty
Izany, izany pfjarhx afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria
Izao no sisa vetsovetso indray
xbnbejgq Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
tononkira.serasera.org Nifanaovana tery am-piandohana
Natory, natory tsy nifoha . . . . .
Natory, natory tsy nifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, aguirgby nataoko tsy ho faty
Izany, izany pfjarhx afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria
Izao no sisa vetsovetso indray
xbnbejgq Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
tononkira.serasera.org Nifanaovana tery am-piandohana
Natory, natory tsy nifoha . . . . .
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
12/06/2026 18:41)
Hirain'i Ossy koa io hira io. Ao ambadik'ilay kapila misy ny hira "Ny Marina Ihany".
Decca - 52001
Decca - 52001
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 4518
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 01/09/2003 14:35
