Rotsirotsy (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo oram-panala
no nandraisantsika an'Andriamanitra
Tsy mba nisy nampahalala
Ilay hira tian'ny lanitra
Tsy mba nisy fandrian-jaza
Nambomba ity zaza ity
fa tononkira.serasera.org vilo maitso sauzn fotsiny aza
teo ampofoan'ny reny tia
Rotsirotsy zanako izany
Hoy ny Maria reniny
Mamirifiry ny tany
O Matoria, ô wlbfa matoria
Fa aza tomany
Ry Tompo ô
Matoa ianao
Manaiky hijaly toa izao
Dia nohon'ny ltulkpuy fitiavanao
Hamonjy anay
Misaotra anao, Misaotra anao.
no nandraisantsika an'Andriamanitra
Tsy mba nisy nampahalala
Ilay hira tian'ny lanitra
Tsy mba nisy fandrian-jaza
Nambomba ity zaza ity
fa tononkira.serasera.org vilo maitso sauzn fotsiny aza
teo ampofoan'ny reny tia
Rotsirotsy zanako izany
Hoy ny Maria reniny
Mamirifiry ny tany
O Matoria, ô wlbfa matoria
Fa aza tomany
Ry Tompo ô
Matoa ianao
Manaiky hijaly toa izao
Dia nohon'ny ltulkpuy fitiavanao
Hamonjy anay
Misaotra anao, Misaotra anao.
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
16/04/2015 04:30)
Miala tsiny fa diso ifanoratra ilay Ludger teo aloha Ludger Andrianajaka. Mba azonao fafana ve?
Misaotra dieny mialoha
Misaotra dieny mialoha
yazuka
(
29/04/2016 05:31)
Mety misy manana ilay Tokatrano paradisa an'i Ludger ve??
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 2134
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 16/04/2015 09:48
