Rotsirotsy (Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo oram-panala
No nandraisantsika an'Andriamanitra
Tsy mba nisy nampahalala
Ilay irakin'ny lanitra

Tsy mba tononkira.serasera.org nisy fandrian-jaza
Nambomba crmko ity zaza ity
Fa vilo maitso fotsiny aza
Teo ampofoan'ny reny tia

Rotsirotsy zanako izany
Hoy ny nwkyl Maria reniny
Mamirifiry ny tany
Ô Matoria, fmenmx ô matoria
Fa aza tomany

Ry Tompo ô
Matoa ianao
Manaiky hijaly toa izao
Dia nohon'ny fitiavanao
Hamonjy anay
Misaotra anao, Misaotra anao.

      

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 16/04/2015 04:30)
Miala tsiny fa diso ifanoratra ilay Ludger teo aloha Ludger Andrianajaka. Mba azonao fafana ve?
Misaotra dieny mialoha
yazuka ( 29/04/2016 05:31)
Mety misy manana ilay Tokatrano paradisa an'i Ludger ve??
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ludger Andrianjaka
Visites : 2239
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 16/04/2015 09:48
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0552