Rotsirotsy (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo oram-panala
No nandraisantsika oznp an'Andriamanitra
Tsy mba nisy nampahalala
Ilay irakin'ny lanitra
Tsy mba nisy fandrian-jaza
Nambomba ity zaza ity
Fa vilo maitso fotsiny aza
Teo ampofoan'ny reny tia
Rotsirotsy tononkira.serasera.org zanako izany
Hoy ny Maria reniny
Mamirifiry ny tany
Ô Matoria, ô matoria
Fa aza tomany
Ry Tompo ô
Matoa ianao
Manaiky wuienw hijaly toa izao
Dia qzaldabl nohon'ny fitiavanao
Hamonjy anay
Misaotra anao, Misaotra anao.
No nandraisantsika oznp an'Andriamanitra
Tsy mba nisy nampahalala
Ilay irakin'ny lanitra
Tsy mba nisy fandrian-jaza
Nambomba ity zaza ity
Fa vilo maitso fotsiny aza
Teo ampofoan'ny reny tia
Rotsirotsy tononkira.serasera.org zanako izany
Hoy ny Maria reniny
Mamirifiry ny tany
Ô Matoria, ô matoria
Fa aza tomany
Ry Tompo ô
Matoa ianao
Manaiky wuienw hijaly toa izao
Dia qzaldabl nohon'ny fitiavanao
Hamonjy anay
Misaotra anao, Misaotra anao.
--------
Link:
Comments
Kotsur
(
16/04/2015 04:30)
Miala tsiny fa diso ifanoratra ilay Ludger teo aloha Ludger Andrianajaka. Mba azonao fafana ve?
Misaotra dieny mialoha
Misaotra dieny mialoha
yazuka
(
29/04/2016 05:31)
Mety misy manana ilay Tokatrano paradisa an'i Ludger ve??
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger AndrianjakaHits : 2308
Likes : 1 Like
Created by : Kotsur
Date : 16/04/2015 09:48
