MPANAKANTO (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manolontena hanao fiderana
Ity hirako ity natao tam-pitia
natafinao Fiderana fnneslo ireo fanahy
Zay reraka hany ka atgs nahazo aim-panahy
Ref.:Olona maro ampandriana lazin’ny aretina
No voavanginao
Teny mahery velona nasianao feony
No natolotrao
Ka ho tahiana tokoa anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao dianao izao
Fa tononkira.serasera.org izy homba anao
Nefa raha azo toa ka ianao no maba sendra ady
Mba zovy no hihira ho anao
Toy izay nataonao
Ny Ray boryy no haniraka anjely izay hampahery
Hitory fiadanana hampitraka anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 4816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/11/2001 01:11