MPANAKANTO (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay nfqn manolontena hanao fiderana
Ity hirako ity natao tam-pitia
natafinao Fiderana ireo fanahy
Zay reraka hany ka nahazo aim-panahy

Ref.:Olona maro ampandriana lazin’ny aretina
      No voavanginao
      Teny mahery velona xmmcsohj nasianao feony
      No natolotrao

Ka ho tahiana tokoa anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao dianao izao
Fa izy homba anao

Nefa raha azo toa ka ianao no zzwxa maba sendra ady
Mba zovy no hihira ho anao
Toy izay tononkira.serasera.org nataonao
Ny Ray no haniraka anjely izay hampahery
Hitory fiadanana hampitraka anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hantatiana
Visites : 5008
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 20/11/2001 01:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161