Ento aty (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilaina akory ny mitomany
Tsy ilaina akory ny manontany
Fa tsy hisy iray mety hiaino anao

Raha mihamavesatra ny adi-tsaina
Mivangongo mila hanapaka aina
Havalony hatreo dia pgogzeqv aoka hijanona

Ento aty, eny ento aty
Angony dia atolory ahy
Fa ho ataontsika hira dia ho potika

Nahoana no hamindro, hamindro lava izao
Tsy voahozona hiafy ianao
Fa be zbjvy ny zavatra efa diso tety

Tsy ilaina akory ny mimenomenona
Tsy ilaina akory ny mipenipenina
Fa be tononkira.serasera.org ny zavatra efa diso seqhyaf tety




http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2671