Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ento aty
DO Tsy ilaina akory ny mitomany SOL Tsy ilaina akory ny manontany LAmin FA SOL Fa tsy hisy iray mety hiaino anao FA Raha mihamavesatra ny adi-tsaina DO Mivangongo mila hanapaka aina SOL FA DO Havalony hatreo dia aoka hijanona LAmin Ento aty, eny ento aty DO SOL Angony dia atolory ahy DO FA SOL Fa ho ataontsika hira dia ho potika Nahoana no hamindro, hamindro lava izao Tsy voahozona hiafy ianao Fa be ny zavatra efa diso tety Tsy ilaina akory ny mimenomenona Tsy ilaina akory ny mipenipenina Fa be ny zavatra efa diso tety http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
