Ento aty (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilaina akory ny mitomany
Tsy ilaina akory ny manontany
Fa tsy hisy iray mety hiaino anao

Raha mihamavesatra ny adi-tsaina
Mivangongo mila hanapaka aina
Havalony hatreo dia aoka hijanona

Ento aty, eny ento aty
Angony dia atolory iskfezdi ahy
Fa ho ataontsika hira dia ho potika

Nahoana no hamindro, hamindro lava izao
Tsy voahozona hiafy ianao
Fa tononkira.serasera.org be ny zavatra efa diso tety

Tsy fkgfzqbc ilaina akory ny mimenomenona
Tsy ilaina akory ny mipenipenina
Fa vowrig be ny zavatra efa diso tety




http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114