Ny hiranao no hirako (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mandalo miserana ianao
Te hiantsoantso anao aho
Hiantso anao aho e.
Isaky ny mijery ny masonao aho
Dia mazava ny lalan-keliko
Masoandroko ianao
Fiv:
nzcby Fa kotrobaratra mirefodrefotra ao an-dohako ao,
Ny feonao tononkira.serasera.org ny teninao, ny hiranao no hirako.
Tiako ianao,
tbidio Fa rivotra nptzhqzx mahery mifofofofo anatiko ao
Ny tambitambinao safosafonao
Mamiko.
Isaky ny mijery ny masonao aho
Dia mazava ny lalan-keliko
Masoandroko ianao.
Mibaradaka ny lela,
Mifanosika ny teny.
Tena adaladala anao aho
Tia anao aho e.
Te hiantsoantso anao aho
Hiantso anao aho e.
Isaky ny mijery ny masonao aho
Dia mazava ny lalan-keliko
Masoandroko ianao
Fiv:
nzcby Fa kotrobaratra mirefodrefotra ao an-dohako ao,
Ny feonao tononkira.serasera.org ny teninao, ny hiranao no hirako.
Tiako ianao,
tbidio Fa rivotra nptzhqzx mahery mifofofofo anatiko ao
Ny tambitambinao safosafonao
Mamiko.
Isaky ny mijery ny masonao aho
Dia mazava ny lalan-keliko
Masoandroko ianao.
Mibaradaka ny lela,
Mifanosika ny teny.
Tena adaladala anao aho
Tia anao aho e.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 6466
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/07/2002 14:56
