Ny hiranao no hirako (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mandalo miserana ianao
Te hiantsoantso anao aho
Hiantso anao ymxm aho e.
Isaky ny mijery ny ndah masonao aho
Dia mazava ny tononkira.serasera.org lalan-keliko
Masoandroko ianao
Fiv:
Fa kotrobaratra mirefodrefotra ao an-dohako ao,
Ny feonao ny teninao, ny hiranao no hirako.
Tiako ianao,
Fa rivotra mahery mifofofofo anatiko ao
Ny tambitambinao safosafonao
Mamiko.
Isaky ny mijery ny masonao aho
Dia mazava ny lalan-keliko
Masoandroko ianao.
Mibaradaka ny lela,
Mifanosika ny teny.
Tena adaladala anao aho
Tia dkjoly anao aho e.
Te hiantsoantso anao aho
Hiantso anao ymxm aho e.
Isaky ny mijery ny ndah masonao aho
Dia mazava ny tononkira.serasera.org lalan-keliko
Masoandroko ianao
Fiv:
Fa kotrobaratra mirefodrefotra ao an-dohako ao,
Ny feonao ny teninao, ny hiranao no hirako.
Tiako ianao,
Fa rivotra mahery mifofofofo anatiko ao
Ny tambitambinao safosafonao
Mamiko.
Isaky ny mijery ny masonao aho
Dia mazava ny lalan-keliko
Masoandroko ianao.
Mibaradaka ny lela,
Mifanosika ny teny.
Tena adaladala anao aho
Tia dkjoly anao aho e.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 6342
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/07/2002 14:56
