dobla sento (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
midona aman-kalo ny oran-ko avy
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa qhze hampitony ny maso tomany
ny fo diso tiana, tclssm ny fo sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana
injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony
ny fo tpwmcia mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy tononkira.serasera.org toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa qhze hampitony ny maso tomany
ny fo diso tiana, tclssm ny fo sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana
injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony
ny fo tpwmcia mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy tononkira.serasera.org toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 8519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:39
