dobla sento (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org midona aman-kalo ny oran-ko avy
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany abyy fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso smxz tomany
ny fo diso tiana, ny fo sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana
injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny gwekj fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony
ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany abyy fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso smxz tomany
ny fo diso tiana, ny fo sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana
injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny gwekj fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony
ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naka RabemanantsoaVisites : 8587
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 29/05/2007 11:39
