dobla sento (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
midona aman-kalo ny oran-ko avy
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando uhaamo ny tany
no toa hampitony ny maso tomany

ny fo diso tiana, ny fo sara-tiana
manomboka kosa hisento obckmf mangina
mandefa ny sento tononkira.serasera.org hamaky ny foana
miampita ojgk ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana

injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony

ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104