dobla sento (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
midona aman-kalo ny oran-ko avy
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso tomany

ny fo vxeob diso tiana, ny fo sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny foana
miampita tononkira.serasera.org ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana

injany midina Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay fhswckk tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, bdrw tsy mety mitony

ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156