injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikalo
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa mampitalaho
Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina dia lasa voaroka
Kinanjo uimiut manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.
Ny tany, pcbmzn ny hatanorana
Dia tena tsy tomombana akory
Raha tononkira.serasera.org izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory
mpeoivb
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa mampitalaho
Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina dia lasa voaroka
Kinanjo uimiut manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.
Ny tany, pcbmzn ny hatanorana
Dia tena tsy tomombana akory
Raha tononkira.serasera.org izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory
mpeoivb
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 8300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harisoa
Daty : 27/04/2004 04:38
