injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikalo
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo guiressk ny vokany tononkira.serasera.org ho’ aho
Nanjary yrhxb toa mampitalaho

Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina dia lasa voaroka
Kinanjo manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.

Ny tany, ny hatanorana
Dia tena tsy tomombana akory
Raha izany no hiafarana
Anio dia mandeha zjarx matory

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0163