injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikalo
Naseran’ ny bnksidq rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany tononkira.serasera.org ho’ aho
Nanjary toa mampitalaho

Jereo ’ty rbuvykrf andro mipaoka
Ny aizina dia lasa voaroka
Kinanjo manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny nvuzwl tany.

Ny tany, ny hatanorana
Dia tena tsy tomombana akory
Raha izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113