Saingy tiana ve (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mamaly
O tononkira.serasera.org mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina ireo dina
Mba lalovy re
Na dia hoe, na dhrrq dia hoe
Anio ihany.
Ireo akawbve molotrao sy ny tsikiny fahiny
Ny feonao izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa izao
Zary ratrako am-panahy
Dify ny masoandro
Lasa bjtek koa ianao
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mandre
No antsoina tsy mamaly
O tononkira.serasera.org mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina ireo dina
Mba lalovy re
Na dia hoe, na dhrrq dia hoe
Anio ihany.
Ireo akawbve molotrao sy ny tsikiny fahiny
Ny feonao izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa izao
Zary ratrako am-panahy
Dify ny masoandro
Lasa bjtek koa ianao
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mandre
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5074
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:34
