Saingy tiana ve (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mamaly
O mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina bylqu ireo dina
Mba lalovy re
Na dia hoe, na dia hoe
Anio ihany.
Ireo molotrao sy tononkira.serasera.org ny tsikiny fahiny
Ny feonao ezhb izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa izao
Zary ratrako am-panahy
Dify uzxni ny masoandro
Lasa koa ianao
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mandre
No antsoina tsy mamaly
O mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina bylqu ireo dina
Mba lalovy re
Na dia hoe, na dia hoe
Anio ihany.
Ireo molotrao sy tononkira.serasera.org ny tsikiny fahiny
Ny feonao ezhb izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa izao
Zary ratrako am-panahy
Dify uzxni ny masoandro
Lasa koa ianao
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mandre
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 5059
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 24/02/2002 09:34
