Ampidiro aloha ny tenimiafina
Saingy tiana ve (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mamaly
O mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina ireo dina
Mba lalovy re
Na dia hoe, tononkira.serasera.org na dia hoe
Anio ihany.
Ireo molotrao sy ny tsikiny fahiny
Ny feonao izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa yavfr izao
Zary pdcuhfp ratrako am-panahy
Dify ny masoandro
Lasa koa ianao
Saingy tiana ve
No unpspnn antsoina tsy mandre
No antsoina tsy mamaly
O mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny ho tiana
Hamerina ireo dina
Mba lalovy re
Na dia hoe, tononkira.serasera.org na dia hoe
Anio ihany.
Ireo molotrao sy ny tsikiny fahiny
Ny feonao izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa yavfr izao
Zary pdcuhfp ratrako am-panahy
Dify ny masoandro
Lasa koa ianao
Saingy tiana ve
No unpspnn antsoina tsy mandre
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 5061
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 24/02/2002 09:34
