Ambanivolo (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifampiantsoantso i Koto sy i Bozy
Andeha hiverina hampody indray ny uwgxdi omby
Ny hazavana lasa nitsipozipozy
Mamindra mailaka hamonjy indray ny toby
Làlana lavitra
Mankany nmclw ambanivohitra
Ny rivotra iainana
Madio gyup mamelon"aina
Ny sasany efa indreo mamindro amoron’afo
Tsy misy trano tononkira.serasera.org moa ka lanitra no tafo
Ny ankamantatra sy ny anganoangano
Ifandimbiasana hanalana hamohamo.
Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 8416
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10