Ambanivolo (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifampiantsoantso i Koto vpxc sy i Bozy
Andeha wpxdbiwk hiverina hampody indray ny omby
Ny hazavana lasa nitsipozipozy
Mamindra mailaka ludq hamonjy indray ny toby

Làlana lavitra
Mankany ambanivohitra
Ny rivotra iainana
Madio mamelon"aina

Ny tononkira.serasera.org sasany efa indreo mamindro amoron’afo
Tsy misy trano moa ka lanitra no tafo
Ny ankamantatra sy ny anganoangano
Ifandimbiasana hanalana hamohamo.

Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina

http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124